Ny Hirako (Ny Ambasadôrà)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na faly aho na ory ihira tononkira.serasera.org ho anao
Ianao fanantenako sy famonjena ho ahy
Ny androko rehetra dia hiderako Anao
Raha mbola velona aho hankalaza Anao!

Ref:
Hihira ny foko , hihira ho anao ry Ray
Hanandratra ny anaranao aho
Ka hanome hery sy aina vaovao
Reo kivy sy reraka ampo!

Ny amiko rehetra tsy miafina emztmyqq aminao
Na ratsy na ny tsara dia efa fantatrao
Omeko tsisy fetra ho anao avokoa
Havaozy mba hitoetra eo crgh aminao ny fo!

Ref:
Hihira ny foko , hihira ho anao ry Ray
Hanandratra ny anaranao aho
Ka hanome hery sy aina vaovao
Reo kivy sy reraka ampo!

Hihira ny foko , hihira ho anao ry Ray
Hanandratra ny anaranao aho
Ka hanome hery sy aina vaovao
Reo kivy sy reraka ampo!
Reo pnhkzw kivy sy reraka ampo!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Ambasadôrà
Visites : 994
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : onyrak
Date : 02/02/2023 12:01
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0317