Any amparany any (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_
Voalaza fa any amxnubgm am-parany
Misy ady sy korontana
Ka ny olona hifandrafy
Tsy ho tia fifankatiavana
Ref:
Ankehitriny re(Ankehitriny re)
Miharihary izao
Tanteraka avokoa ireo famantarana ireo
Koa anjaranao(anjaranao)
Ny manadihady
Sy mandinika 'zay cfmgm mety atao
2_
Voambara koa maro be ireo
Loza hifandimby tononkira.serasera.org ka hiseo
Ny mosary, horohoron-tany
Mahatonga fahoriana
Ref
3_
Hifarana hatreo 'reo korontana
Rehefa ho avy indray 'lay Tompo tia
Filaminana, fiadanana
No hoentiny raha ho julurxdd avy izyizy
Ref (×3)
Voalaza fa any amxnubgm am-parany
Misy ady sy korontana
Ka ny olona hifandrafy
Tsy ho tia fifankatiavana
Ref:
Ankehitriny re(Ankehitriny re)
Miharihary izao
Tanteraka avokoa ireo famantarana ireo
Koa anjaranao(anjaranao)
Ny manadihady
Sy mandinika 'zay cfmgm mety atao
2_
Voambara koa maro be ireo
Loza hifandimby tononkira.serasera.org ka hiseo
Ny mosary, horohoron-tany
Mahatonga fahoriana
Ref
3_
Hifarana hatreo 'reo korontana
Rehefa ho avy indray 'lay Tompo tia
Filaminana, fiadanana
No hoentiny raha ho julurxdd avy izyizy
Ref (×3)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AmbasadôràHits : 657
Likes : 0 Like
Created by : AntonioIshigami
Date : 04/01/2024 18:20
