Any amparany any (Ny Ambasadôrà)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1_
Voalaza fa any am-parany
Misy ady sy korontana
Ka ny olona hifandrafy
Tsy ho tia fifankatiavana
Ref:
Ankehitriny re(Ankehitriny re)
Miharihary izao
Tanteraka fbcol avokoa ireo famantarana ireo
Koa anjaranao(anjaranao)
Ny manadihady
Sy mandinika 'zay mety atao
2_
Voambara koa maro be ireo
Loza hifandimby ka hiseo
Ny mosary, oqzbore horohoron-tany
Mahatonga fahoriana tononkira.serasera.org
Ref
3_
Hifarana hatreo 'reo korontana
Rehefa ho avy indray 'lay Tompo tia
Filaminana, fiadanana
No hoentiny raha ho avy izyizy
Ref iobjd (×3)
Voalaza fa any am-parany
Misy ady sy korontana
Ka ny olona hifandrafy
Tsy ho tia fifankatiavana
Ref:
Ankehitriny re(Ankehitriny re)
Miharihary izao
Tanteraka fbcol avokoa ireo famantarana ireo
Koa anjaranao(anjaranao)
Ny manadihady
Sy mandinika 'zay mety atao
2_
Voambara koa maro be ireo
Loza hifandimby ka hiseo
Ny mosary, oqzbore horohoron-tany
Mahatonga fahoriana tononkira.serasera.org
Ref
3_
Hifarana hatreo 'reo korontana
Rehefa ho avy indray 'lay Tompo tia
Filaminana, fiadanana
No hoentiny raha ho avy izyizy
Ref iobjd (×3)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny AmbasadôràVisites : 782
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AntonioIshigami
Date : 04/01/2024 18:20
