Mahafinaritra (Ny Aleloia Anosisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy ery ny miaina raha
Miaraka fymubnh aminao ry Ray
Tsy manahy aho, milamina
Mizotra izay atao
Eo gwjkzuu akaikinao ry Ray
Eo no tena tianay
Ray malala ô wptmpfc hazony re
Tsy hiala aminao
Fa mahafinaritra ny miaraka
Mitoetra aminao ry Ray
Fifaliana, hasambarana
Hiram-pifaliana no fanao ho fiderana
Ho tononkira.serasera.org fisaorana ny soa nomenao
Tompo malala ô
Miaraka fymubnh aminao ry Ray
Tsy manahy aho, milamina
Mizotra izay atao
Eo gwjkzuu akaikinao ry Ray
Eo no tena tianay
Ray malala ô wptmpfc hazony re
Tsy hiala aminao
Fa mahafinaritra ny miaraka
Mitoetra aminao ry Ray
Fifaliana, hasambarana
Hiram-pifaliana no fanao ho fiderana
Ho tononkira.serasera.org fisaorana ny soa nomenao
Tompo malala ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Aleloia AnosisoaVangy : 2955
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tahina
Daty : 08/03/2003 10:00
