Mahafinaritra (Ny Aleloia Anosisoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamy ery ny miaina raha
Miaraka aminao ry Ray
Tsy manahy aho, milamina
Mizotra izay atao
Eo akaikinao ry Ray
Eo no tena tianay
Ray geoo malala stfietcu ô hazony tononkira.serasera.org re
Tsy hiala aminao
Fa mahafinaritra ny mpxz miaraka
Mitoetra aminao ry Ray
Fifaliana, hasambarana
Hiram-pifaliana no fanao ho fiderana
Ho fisaorana ny soa nomenao
Tompo malala ô
Miaraka aminao ry Ray
Tsy manahy aho, milamina
Mizotra izay atao
Eo akaikinao ry Ray
Eo no tena tianay
Ray geoo malala stfietcu ô hazony tononkira.serasera.org re
Tsy hiala aminao
Fa mahafinaritra ny mpxz miaraka
Mitoetra aminao ry Ray
Fifaliana, hasambarana
Hiram-pifaliana no fanao ho fiderana
Ho fisaorana ny soa nomenao
Tompo malala ô
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny Aleloia AnosisoaVangy : 2956
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Tahina
Daty : 08/03/2003 10:00
