NY TENINAO (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
NY TENINAO
Ny teninao tononkira.serasera.org ry Ray
Fahazavàna mampahiratra ny masoko
Jamba aho uoumy teo aloha, tafintohina koa,
Tao anaty haizina
Ny teninao ry Ray manintsy raha mivily na mania
Mampiharina, mampianatra apsazzu koa
Mpitarika izay mino.
Ekenay ho toriana, tsy havelanay hangina
Omenay ny hafa koa, ny teninao soa
Fa mbola maro be, ireo tsy nandre
Tsy nahita fahazavàna.
Ny teninao ry Ray
Sakafo ho raiketina am-po, mananatra tokoa
Ho hery enti-miaina, hanoro ny saina
Hanao izay sitrakao.
Ny teninao ry knpmvj Ray
Ho tanako, ho toriko sy fiarovana
Ho hery enti-miady, ho fanoitra sy angady
Eo amin’ny fianako.

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny AkoHits : 2831
Likes : 0 Like
Created by : Andry RABEZA
Date : 14/04/2004 00:50