Izarao Fitiavana (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
juzwt Izarao fitiavana izao tontolo izao
Ataovy tonga mpianany ka hiaradia
Izarao fitiavana izao tontolo izao
Hifampitantana hifankatia.
Ny fitivany mandrakotra anao
Mihazona, hjiasv mitantana izay alehanao
Izao tontolo izao no hanirahany
Anao mba hizara ny tononkira.serasera.org fitiavany.
Ny entana avelao, avelao ho entiny
Andeha tanteraho ny anjaranao
Ny alahelonao, andeha apetrao
Avelao ny heloka mavesatra.
Izarao fitiavana...
Ny hafalianao, eklw andeha mba zarao
Andeha hampifalio ny namanao
Ny hazavànao andeha aparitaho
Andeha hazavao ny manodidina
Izarao fitiavana...(2)
Ataovy tonga mpianany ka hiaradia
Izarao fitiavana izao tontolo izao
Hifampitantana hifankatia.
Ny fitivany mandrakotra anao
Mihazona, hjiasv mitantana izay alehanao
Izao tontolo izao no hanirahany
Anao mba hizara ny tononkira.serasera.org fitiavany.
Ny entana avelao, avelao ho entiny
Andeha tanteraho ny anjaranao
Ny alahelonao, andeha apetrao
Avelao ny heloka mavesatra.
Izarao fitiavana...
Ny hafalianao, eklw andeha mba zarao
Andeha hampifalio ny namanao
Ny hazavànao andeha aparitaho
Andeha hazavao ny manodidina
Izarao fitiavana...(2)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny AkoVangy : 6120
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Andry Rabeza
Daty : 27/05/2002 07:54
