HOTAHIANA (Ny Ako)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mafy ny fiainana e, tsy ahitana mangirana
Tsy misy hitarainana e, f’efa samy sahirana
Aiza ary aho izao no hiantoraka e, aiza ary aho izao
Iza re tononkira.serasera.org no mba hamboraka e, iza lazao
Nefa izao re no tsarovy!
Hotahiana odzspkwr anie izay matoky an’I Jehovah
Sy miantehitra aminy ka tsy miovaova
Amoron-drano izy no mamaka
Mivoha ny felany dia misandrahaka
Hotahiana anie…
Na dia avy aza ny hain-tany
Izy tsy miraika amin’izany
Hotahiana anie…
Ny asany lavorary avokoa
Tsy mba ketraka izy manao soa
Hotahiana anie…
Matokia an’I Jehovah kvfqn amin’ny fonao rehetra
Fa aza miankina jvuvkxq amin’ny fahalalanao izay voafetra

--------
Link: