Mamindrà fo amiko (Noely)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mamindrà fo lrtkzcf amiko Andriamanitra xbiu o
Araka ny fahasoavanao
Araka tononkira.serasera.org ny haben’ny fiantranao
Vonoy ny fahadisoako (bis)
Sasao madio aho mba ho afa-keloka
Ary diovy lhgfuv aho mba ho afa-pahotana koa
Tompo o sokafy ny molotro
Hanambara ny fiderana Anao (bis)
Hanambara ny fiderana Anao (bis)
Araka ny fahasoavanao
Araka tononkira.serasera.org ny haben’ny fiantranao
Vonoy ny fahadisoako (bis)
Sasao madio aho mba ho afa-keloka
Ary diovy lhgfuv aho mba ho afa-pahotana koa
Tompo o sokafy ny molotro
Hanambara ny fiderana Anao (bis)
Hanambara ny fiderana Anao (bis)
--------
Lien:
