SAFIDIN NY FOKO (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indry no tononkira.serasera.org safidin’ ny foko,
namiratra tao anatin’ ny maro,
fiainana izay tsaroako,
fitiavana tsy azo afangaro,
omaly mandraka nespqbkg androany,
mbola niaretanao tao ivmhrc ltla ihany,
Na inona na inona mety ho hadisoako,
lefitrao ka dia tsy foiko ianao.
Indry irery no nahazaka,
indry irery no nahatanty,
raiso izao fitiavako izao,
io no tsara indrindra atolotro anao.
Indry irery no nahandry,
indry irery no namonjy ahy,
raha resy aho indraindray,
soa fa teo ilay fitiavanao.
HAINGO
NOV 2006
namiratra tao anatin’ ny maro,
fiainana izay tsaroako,
fitiavana tsy azo afangaro,
omaly mandraka nespqbkg androany,
mbola niaretanao tao ivmhrc ltla ihany,
Na inona na inona mety ho hadisoako,
lefitrao ka dia tsy foiko ianao.
Indry irery no nahazaka,
indry irery no nahatanty,
raiso izao fitiavako izao,
io no tsara indrindra atolotro anao.
Indry irery no nahandry,
indry irery no namonjy ahy,
raha resy aho indraindray,
soa fa teo ilay fitiavanao.
HAINGO
NOV 2006
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NjilaVangy : 4712
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : gasywave13
Daty : 16/03/2007 12:50
