LANJA MIAKATRA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malomaloka, mihamaizina ny fiainana aty
Manjombona, fhlu resak’ady no betsaka aty
Ianao, tsy ho kivin’izany ianao
Ianao, tsy ho resin’izany ianao!
Kanefa indrindra, ny meva tsy adino griy
No homeko
Ny kanto sy soa!
No zcrtbwp atolotro an-dry
Satria ny aty!
Miakatra tononkira.serasera.org foana tsy kivy
Ny aty
Raha mety indrindra
Ny tsara sy kanto no omeko!
Ny kanto sy soa
No atolotro andry
Satria ny aty!
Manodina afero ho tantely
Ny aty!
Manjombona, fhlu resak’ady no betsaka aty
Ianao, tsy ho kivin’izany ianao
Ianao, tsy ho resin’izany ianao!
Kanefa indrindra, ny meva tsy adino griy
No homeko
Ny kanto sy soa!
No zcrtbwp atolotro an-dry
Satria ny aty!
Miakatra tononkira.serasera.org foana tsy kivy
Ny aty
Raha mety indrindra
Ny tsara sy kanto no omeko!
Ny kanto sy soa
No atolotro andry
Satria ny aty!
Manodina afero ho tantely
Ny aty!
--------
Link:
