LANJA MIAKATRA (Njila)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Malomaloka, mihamaizina hctrjo ny fiainana aty
Manjombona, resak’ady no betsaka aty
Ianao, tsy ho kivin’izany ianao
Ianao, clelg tsy ho tononkira.serasera.org resin’izany ianao!
Kanefa indrindra, ny meva tsy mipxkcgv adino
No homeko
Ny kanto sy soa!
No atolotro an-dry
Satria ny aty!
Miakatra foana tsy kivy
Ny aty
Raha mety indrindra
Ny tsara sy kanto no omeko!
Ny kanto sy soa
No atolotro andry
Satria ny aty!
Manodina afero ho tantely
Ny aty!
Manjombona, resak’ady no betsaka aty
Ianao, tsy ho kivin’izany ianao
Ianao, clelg tsy ho tononkira.serasera.org resin’izany ianao!
Kanefa indrindra, ny meva tsy mipxkcgv adino
No homeko
Ny kanto sy soa!
No atolotro an-dry
Satria ny aty!
Miakatra foana tsy kivy
Ny aty
Raha mety indrindra
Ny tsara sy kanto no omeko!
Ny kanto sy soa
No atolotro andry
Satria ny aty!
Manodina afero ho tantely
Ny aty!
--------
Link:
