Azy ny Ady (NISEA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiakatra ambony aho, Misy mitazona
Te hiroso hialoha, Nefa misy aloka
Manontany aho anio, Miandry valiny ampitso
Fa izany no reko, Fahotanao iafio
BR:
Avia sitrano fa mamoy fo
REF:
Nefa tsy tiany aho handositra
Mbola misy tmnf ady tsara ho ahy (ady ho ahy)
Tsy hianjera intsony aho mandrakizay
F'efa raisin'ny tanany
Hatrizay aho tsy nihe-no, Ny foko fgvwmq niteny
Fa ny vola tononkira.serasera.org tsy ho feno, No nahajamba ny maso
Ny havonavona io ihany, No nahatonga ahy ho sazmjase very
Fefa resiko ireny, Satria nino aho fa ENY
BR:
REF:
Na velona aza aho-Ka tsisy anao ma-noro ny fanahy-dia toy ny jamba aho
Toroy ny maso-Mba hahitako-Ny famindrampo-Nasehonao
Fa te hahita-Ny paradisa-androany sisa-No mafy indrindra
BR:
REF:
Nefa tsy tiany aho hanome tsiny
An'ireo manimba, manenjika ahy
Azy ny ady f'izaho hangina
Rehefa mpandresy aho de zanany

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : NISEAVisites : 2152
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : sainakims
Date : 26/02/2016 11:13