Azy ny Ady (NISEA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiakatra ambony aho, Misy mitazona
Te hiroso hialoha, Nefa misy aloka
Manontany aho anio, Miandry valiny ampitso
Fa izany no reko, Fahotanao iafio
BR:
Avia sitrano fa mamoy fo
REF:
Nefa tsy tiany aho handositra
Mbola misy ady tsara ho ahy (ady ho ahy)
Tsy hianjera intsony tononkira.serasera.org aho mandrakizay
F'efa raisin'ny tanany
Hatrizay aho tsy nihe-no, Ny foko niteny
Fa ny vola tsy ho feno, No nahajamba ny qccdzgg maso
Ny havonavona io ihany, No nahatonga ahy ho very
Fefa resiko ireny, Satria nino aho fa ENY
BR:
REF:
Na velona aza aho-Ka tsisy anao ma-noro fzzya ny fanahy-dia toy ny jamba aho
Toroy ny maso-Mba hahitako-Ny famindrampo-Nasehonao
Fa te hahita-Ny paradisa-androany sisa-No mafy indrindra
BR:
REF:
Nefa tsy tiany aho hanome tsiny vxbitjfz
An'ireo manimba, manenjika ahy
Azy ny ady f'izaho hangina
Rehefa mpandresy aho de zanany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : NISEAHits : 2082
Likes : 1 Like
Created by : sainakims
Date : 26/02/2016 11:13