Sarobidy (Liva sy Nirina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Sarobidy loatra xjyll ilay fitiavanao , nomenao ahy
Efa manjaka ato amiko tononkira.serasera.org ka aza manahy ie,ie
Indro ny foko no efa natokako, ho anao irery ihany
Ho anao r’ilay tiako sy any mamiko eto an-tany

2-Mamiko tokoa raha ny fitiavanao,tena sarobidy
Sambatra ny foko fa nahay nisafidy ie,ie
Mino marina aho,fa ho finaritra raha ny ho avintsika
Satria ilay fitiavantsika hivoitra mibaliaka

Refrain : Tsy ataoko diso anjara ,na koa diso toerana
              Ny fonao efa tia izay azoko honenana
              Hametrahako ny aiko sy ny fanantenako
              Ny fiainako rehetra ,ho zary fahasambarana
           snuzc    ilay fitia tsy misy fetra

3-Sambatra ny fo ary azo antoka,anilanao ry tiana
Ny androm-pianako rehetra ho feno fifaliana
Tsy ataoko tsinontsinona na ho hamaivaniko
Tsy kuqop ambany sanatria,fa mahery lanja ato amiko
izany tena tia

Refrain:  .........

-Tsy atakaloko vola na harena hianao ry ilay tsy foiko
-Sarobidy amiko hianao ry ilay tiako

--------
Lien:
Commentaires
mamitoun ( 30/12/2024 18:33)
Hira tena tsara 💗
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Liva sy Nirina
Visites : 11523
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : FANANDRIANA Joelle Dilyanah
Date : 29/11/2003 14:34
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0113