NIKODEMOSY (NEW CALLED)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tantara iray no ho entinay ho opxoqiy anareo
Ao amin’ny filazantsara, ao no misy ilay tantara
Mety efa fantatrao ihany angamba izy ity na mety efa henonao tononkira.serasera.org na hoe tsia
Hiorenanao, hanaovanao izay voasoratra ao
Ao amin’ny Jaona toko jbix fahatelo, andininy vohalohany hatramin’ny faha dimy
Indray alina izay, nisy lehilahy anakiray
Izy io fariseo sady mpanapaka ny jiosy rahateo
Lasa izy sady somary miafina mialokaloka amin’ny takotakona
Indro tazany avy lavitra ery ilay fqgio trano misy an’i Kristy
NIKODEMOSY

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : NEW CALLEDVangy : 1112
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : fanfan2
Daty : 07/03/2022 14:27