Rendez-vous (Ndondolah sy Tahiry)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
yzfv Andraso kely , andraso fa ho avy
Andraso fa tratry ny “embouteillage”
Andraso kely fa tononkira.serasera.org ho avy aho ry malala
Hamihina anao, ianao re aza miala
Hitako ihany ilay olon-tiako
Hitako fa tsy very anjara aho anio
Andraso fa hiantoraka aminao aho
Sy hanoroka raha toa ka sitrakao
Rehefa Hiaraka toa tsara izany andro
Rehefa hisaraka fnvsdsj toa maloka masoandro
Andraso fa hiantoraka aminao aho
Sy hanoroka kwdue raha toa sitrakao
Andraso fa tratry ny “embouteillage”
Andraso kely fa tononkira.serasera.org ho avy aho ry malala
Hamihina anao, ianao re aza miala
Hitako ihany ilay olon-tiako
Hitako fa tsy very anjara aho anio
Andraso fa hiantoraka aminao aho
Sy hanoroka raha toa ka sitrakao
Rehefa Hiaraka toa tsara izany andro
Rehefa hisaraka fnvsdsj toa maloka masoandro
Andraso fa hiantoraka aminao aho
Sy hanoroka kwdue raha toa sitrakao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ndondolah sy TahiryHits : 6087
Likes : 0 Like
Created by : hery
Date : 05/06/2009 16:02
