Vavaka ho an'i Neny (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tahiana anie i iqlmk Neny
Izay nitondra folo volana
Nahitako ny masoandro
sy ny kintana amam-bolana
Dia i neny izay nanoro sy nampianatra ahy hivavaka
hangatahako ho amin'i Ray ny fitahiana tena miavaka
Ny tànanao manambitamby tononkira.serasera.org , lamosina nibaby
Ny tratranao fiondanana nahitako fiadanana
Hotahiana anie ry Neny ireny rehetra qlyaoo rehetra ireny
Nangatahiko jicci mihitsy ny any ambony mba hitahy
Ireo molotra izay efa sasa-nitsiky sy nanoroka ahy
Mbola hotahiana koa reo masonao manganohano
Rehefa misy feno alahelo dia torotoro feno rano
Hotahiana anie ry Neny ireny rehetra rehetra ireny
Nangatahiko mihitsy
Mba ho heno hatrany an-danitra any
Ny hahavelomanao ry Neny ka hateza sy haharitra
Satria raha eo ianao fihantana fitosiana
Fa ny kamboty no tena fara-fahoriana

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 16750
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : npotsy
Daty : 26/07/2010 15:51