Ampidiro aloha ny tenimiafina
Vavaka ho an'i Neny (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tahiana anie i Neny
Izay nitondra folo volana
Nahitako ny masoandro
sy ny kintana amam-bolana
Dia i neny izay nanoro sy nampianatra ahy hivavaka
hangatahako ho amin'i Ray ny fitahiana tena miavaka
Ny tànanao manambitamby , lamosina nibaby
Ny tratranao fiondanana nahitako tononkira.serasera.org fiadanana
Hotahiana anie ry Neny ireny rehetra rehetra ireny
Nangatahiko mihitsy ny any ambony mba hitahy
Ireo molotra izay qkdjo efa sasa-nitsiky sy nanoroka ahy
Mbola hotahiana koa reo masonao manganohano
Rehefa misy feno alahelo dia torotoro feno rano

Nangatahiko mihitsy
Mba ho heno hatrany an-danitra any
Ny hahavelomanao ry Neny ka hateza sy haharitra
Satria raha eo ianao frzpyk fihantana fitosiana
Fa ny kamboty no lczugqg tena fara-fahoriana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Naly RakotofiringaVisites : 16755
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : npotsy
Date : 26/07/2010 15:51