Natory tsy nifoha (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
( solo lehilahy )Natory, natory tsy nifoha
Ny fitiavako taloha
Eny, nataoko tsy ho faty
Izany, izany afo tao anaty
Kanjo, kanjo rano kely foana
Dia namono ilay fitia
Ho foana ho doria
Izao no sisa vetsovetso indray
Ao am-poko tsy miloaka anefa izay
Raha tanteraka hono mantsy ilay fikasana
Nifanaovana tery am-piandohana
Natory, natory tsy nifoha . . . . .
--------
Lien:
Commentaires
Kotsur
(
12/06/2026 18:41)
Hirain'i Ossy koa io hira io. Ao ambadik'ilay kapila misy ny hira "Ny Marina Ihany".
Decca - 52001
Decca - 52001
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Naly RakotofiringaVisites : 4331
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Date : 01/09/2003 14:35
