Natory tsy nifoha (Naly Rakotofiringa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
( solo lehilahy )

Natory, natory tsy nifoha
Ny fitiavako taloha
Eny, nataoko tsy ho faty
Izany, izany afo tao anaty
Kanjo, kanjo rano kely foana
Dia namono ilay fitia
Ho foana ho doria

          
             Izao no sisa vetsovetso indray
   bhydws           Ao am-poko tsy miloaka anefa izay
   cbcyei           tononkira.serasera.org Raha tanteraka hono mantsy ilay fikasana
       udmkpow       Nifanaovana tery am-piandohana


Natory, natory tsy nifoha . . . . .

--------
Link:
Comments
Kotsur ( 12/06/2026 18:41)
Hirain'i Ossy koa io hira io. Ao ambadik'ilay kapila misy ny hira "Ny Marina Ihany".
Decca - 52001
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Naly Rakotofiringa
Hits : 4443
Likes : 1 Like
Created by : RAZAFINDRANAIVO Harilala
Date : 01/09/2003 14:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304