You are here: home > Tononkira > Naly Rakotofiringa

Diavolam-pararano (Naly Rakotofiringa)

https://tononkira.serasera.org/hira/naly-rakotofiringa/diavolam-pararano-1

Ry volana o ! miakara
Miandry anao ny lanitra
Ny andro manaja anao tena tsara
Ny ety an-tany finaritra

Tsy misy mihitsy izay sahyTsiky dia ampy mialona
Ireo kintana avo anaty rahona
Miakara ka ny alina hazavao
Reseo re ny aizina ka omeo ny taratrao



Mpihira  : Ossy - Jeanne Naly
Naly RAKOTOFIRINGA

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Naly Rakotofiringa
Mpamaky : 6389
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Desire Dauphin Rasolomampionona
Tamin'ny : 16/09/2004 08:50:14
ID : 2621

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Alaharo ao amin'ny RadioVazoGasy

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo