Diavolam-pararano (Naly Rakotofiringa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry volana o ! miakara
Miandry anao ny lanitra
Ny andro manaja anao tononkira.serasera.org tena tsara
Ny ety lyrouus an-tany finaritra

Tsy misy mihitsy izay sahy mialona
Ireo kintana avo anaty aluzp rahona
Miakara ka ny alina hazavao
Reseo re ny aizina ka omeo ny ynisb taratrao



Mpihira  : Ossy - Jeanne Naly
Naly RAKOTOFIRINGA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Naly Rakotofiringa
Vangy : 9749
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Desire Dauphin Rasolomampionona
Daty : 16/09/2004 08:50
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0825