very vakana (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
o ry zavavy e! o ry zavavy e!
zavavy, zavavy, aza fady zavavy!
nankaiza ny vadinareo
raha tianareo mba lazao
o ry zalahy e! o ry zalahy e!
zalahy, zalahy, aza fady zalahy!
izy anie ry zalahy ka lasa nandrato any an’ ala
itafianay soa soa
raha sendra maty anao ahaona?
fonosy ravin-tatamo
tsy mahafono azy izany
e, e, e, lahy e!
savasavain’ ny ratsy
hihavian’ ny nirgsn soa ry zalahy
izany indrindra izany zareo
very vakana izahya ry zavavy!
vakana inona moa?
jijy kely sarobidy ry zavavy
ambarao ka lazao
fa sao mba hitananrareo ry ihcfs zavavy
dia ny fitandroana ny marina
ary ny fitanana ny hitsiny
andeha re mba hiara- mitady
fa osa izahay ka tsy mahalia lalana
andao fa hiaraka isika
andao re mba hitady tononkira.serasera.org ny marina
f’ izany ihany no kbsjke tena mampiadana
zavavy, zavavy, aza fady zavavy!
nankaiza ny vadinareo
raha tianareo mba lazao
o ry zalahy e! o ry zalahy e!
zalahy, zalahy, aza fady zalahy!
izy anie ry zalahy ka lasa nandrato any an’ ala
itafianay soa soa
raha sendra maty anao ahaona?
fonosy ravin-tatamo
tsy mahafono azy izany
e, e, e, lahy e!
savasavain’ ny ratsy
hihavian’ ny nirgsn soa ry zalahy
izany indrindra izany zareo
very vakana izahya ry zavavy!
vakana inona moa?
jijy kely sarobidy ry zavavy
ambarao ka lazao
fa sao mba hitananrareo ry ihcfs zavavy
dia ny fitandroana ny marina
ary ny fitanana ny hitsiny
andeha re mba hiara- mitady
fa osa izahay ka tsy mahalia lalana
andao fa hiaraka isika
andao re mba hitady tononkira.serasera.org ny marina
f’ izany ihany no kbsjke tena mampiadana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naka RabemanantsoaVangy : 9144
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 29/05/2007 12:53
