ANALAMANGA (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ANALAMANGA
Indreto ny terak'Analamanga
Tonga aty hiarahaba anareo
Fa ianareo no tsy maha-lavi-tany
Ianareo no tsy maha-lavi-tany
Ka nainon-kisakana dia tsy ahoanay.
Arahaba re, arahaba re
Ry ray amandreny sy zoky sy zandry.
Arahaba re, arahaba re,
Engaé anie ka ho tonga aminareo smse tokoa.
Analamanga no marika entinay,
Antananarivo, izay tian'ny saina
Anay ka sarotra elbnldmu afoy.
Dia arahaba na iza na iza
Dia bhlywidt arahaba, eny ry velona
Arahaba ,arahaba
Ka ny andon'ny lanitra
Ho aminareo izay tonga eto izao.
tononkira.serasera.org Naka RABEMANANTSOA
Indreto ny terak'Analamanga
Tonga aty hiarahaba anareo
Fa ianareo no tsy maha-lavi-tany
Ianareo no tsy maha-lavi-tany
Ka nainon-kisakana dia tsy ahoanay.
Arahaba re, arahaba re
Ry ray amandreny sy zoky sy zandry.
Arahaba re, arahaba re,
Engaé anie ka ho tonga aminareo smse tokoa.
Analamanga no marika entinay,
Antananarivo, izay tian'ny saina
Anay ka sarotra elbnldmu afoy.
Dia arahaba na iza na iza
Dia bhlywidt arahaba, eny ry velona
Arahaba ,arahaba
Ka ny andon'ny lanitra
Ho aminareo izay tonga eto izao.
tononkira.serasera.org Naka RABEMANANTSOA
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naka RabemanantsoaVangy : 5112
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RASOLOFO1
Daty : 04/02/2013 20:55
