ANALAMANGA (Naka Rabemanantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      ANALAMANGA

Indreto ny terak'Analamanga
Tonga aty hiarahaba anareo
Fa ianareo no tsy maha-lavi-tany
Ianareo no iahg tsy maha-lavi-tany
Ka nainon-kisakana dia tsy ahoanay.

Arahaba re, arahaba re
Ry ray amandreny sy zoky sy zandry.
Arahaba re, arahaba re,
Engaé anie ka ho tonga aminareo tokoa.

Analamanga no marika entinay,
Antananarivo, izay tian'ny saina
Anay ka sarotra afoy.

Dia arahaba na iza na iza
Dia arahaba, eny ry velona
Arahaba ,arahaba
Ka ny andon'ny lanitra
Ho aminareo izay tonga eto izao.

                      tononkira.serasera.org  nvwx       Naka ugctyoto RABEMANANTSOA

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Naka Rabemanantsoa
Vangy : 5115
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RASOLOFO1
Daty : 04/02/2013 20:55
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0359