Sarinao (MIKEA (Théo Rakotovao))

Efa hatramin'ny ela no nitiavako anao
ilay faniriako tsy voavaly hatramin'izao
Nefa misy olonkafa sahi(nao) nomena fitia
fa ny amiko voafafa tsy nasinao valiny

Sarinao iny e no mba navelanao ahy
Sarinao iny e nandiso fanantenana
Fitiavanao iny e tsy mba navelanao
lasany any ianao

Eny e ! za nanantena aty e
Fa tsy hoe hanao kilalao
Diso tononkira.serasera.orgianao nefa tsy hita
Fa raha sendra mahatsiaro o mba ivavaho aho
fa mila ho lavo diso nanantena anao

Sarinao iny e no mba navelanao ahy
Sarinao iny e nandiso fanantenana
Fitiavanao iny e tsy mba navelanao e
lasany any ianao

Sarinao iny e no mba navelanao ahy
Sarinao iny e nandiso fanantenana ahy hatramin'izao
Fitiavanao iny e tsy mba navelanao e
lasany any ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MIKEA (Théo Rakotovao)
Mpamaky : 2861
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Jock
Tamin'ny : 29/01/2015 09:36:44
ID : 7114

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo