Ampidiro aloha ny tenimiafina
Sarinao (MIKEA (Théo Rakotovao))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa hatramin'ny ela no nitiavako anao
ilay faniriako tsy voavaly hatramin'izao
Nefa misy olonkafa sahi(nao) nomena fitia
fa ny amiko voafafa tsy nasinao valiny
Sarinao iny e no gutcc mba navelanao ahy
Sarinao iny e nandiso fanantenana
Fitiavanao iny e tsy mba navelanao
lasany any ianao
Eny e ! za rbym nanantena aty e
Fa tsy hoe hanao kilalao
Diso ianao nefa tsy hita
Fa raha sendra mahatsiaro o mba ivavaho aho
fa mila ho lavo diso nanantena anao
Sarinao tononkira.serasera.org iny e no mba navelanao ahy
Sarinao iny e nandiso fanantenana
Fitiavanao iny e tsy mba navelanao e
lasany any ianao
Sarinao iny e no mba navelanao ahy
Sarinao iny e nandiso fanantenana ahy hatramin'izao
Fitiavanao iny e tsy mba navelanao kccir e

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MIKEA (Théo Rakotovao)Visites : 5368
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : Jock
Date : 29/01/2015 09:36