sasatra (MIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
SASATRA
1-  nihevitr’aho
     mba rahoviana ihany
     izaho sy ianao
     no mba hiaraka
     izao efa miandry
     manantena anao
     ela izao
     efa trotrak’aho
          ref : rerak’aho
           acxghs       tsy tafandry
                 mieritreritr’azy
                 tsy mahita
                 ny efa vita
                 lasa miahiahy
                 sasatra aho miandry azy hijery ahy
                 k’aleo izy ho any
         tononkira.serasera.org         amvck avelao izy ho any
       ngoby           avelako izy ho any

2 -
     ny saiko anefa
     tsy mba ho avela
     tereko tsy ho azy
     fa ahy irery ihany
     ireo hambom-poko
     avelako henoiko
     henoiko foana
     na dia mitalaho......

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MIA
Hits : 3485
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 09/06/2004 09:04
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2624