MARINA (MIA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      
                                 MARINA
marina
f’izaho efa,tsy nandre
lay feony,miantso ahy
nataoko tsy ho re

marina
f’izaho irery,no nekeny
ho tiavina
nefa izaho,indray csrj no tsy mba nety

            ka ho lazaiko,eto anio
          bluxfrfy   ambarako aminao
            ireo efa vita teo aloha
            toa mampitomany
        tononkira.serasera.org     aleoko ho tsorina aminao
            mba tsy handratra anao
            izaho efa zatra kilalao
       goundz      tsy hioava intsony
  
marina
fa izy matotra hatrizay
ny fiainany,mendrika
fitondra amam-panahy

marina
fa diso aho raha tsy mandray
ny fony mba mitalaho
ho tiaviko indray

            lalaiko
            vofaritra anatiko ao
            tezaiko ho ahy lay fitiavanao
    
                 REF

                
                   MIA/NALI

      
  

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : MIA
Visites : 3135
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 20/08/2004 10:14
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0501