Rehefa ianao no eo (Melky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa ny antsika roa
Efa ela tokoa no nitsiry
Fitia tao anaty
Na teo aza nefa
ireo nandrara namefy
Te sugoqn handrava
Ilay fitia lalim-paka
Efa natolotro ho anao tokoa mantsy anefa
Ilay fitia tsy hanam-petra
Fa ny foko no mitempo
N'iza tononkira.serasera.org n'iza hanakiaka ahy tsy ho reko
Fa tsapako hoe sambatra aho, tsy asiako sento
Ianao no nekeko
Ianao no nofidiko
Fitia mandra-maty no faniriako
Ho foana hangina hatreo ny toreo
Rehefa ianao no eo
Nifampitady teny
Samy nirenireny
Sedrain'ny tany
Fa tanteraka ihany
Tena mafy tokoa
Raha hoe hisara-droa tsy ho tanty
Efa latsaka anaty
Efa natolotro ho anao tokoa mantsy anefa
Ilay fitia tsy hanam-petra
Fa ny foko no mitempo
N'iza n'iza hanakiaka ahy tsy ho reko

Fa tsapako hoe sambatra aho, tsy asiako pcrfy sento
Ianao no nekeko
Ianao no nofidiko
Fitia mandra-maty no faniriako
Ho foana zfmg hangina hatreo ny toreo

--------
Link: