Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hasambarana ery (Melky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fahazaza mbola kely
Kilalao tao an-doha
Falifaly miramiran'ery zany fo e
Fahitan'ireto zaza kilalao maro be
Tsy mahatsiaro hanohanana fa ravo tokoa e
Ny fahazazako, hasambarana ery
Tsy miasa saina, tononkira.serasera.org fa be fialam-boly
Ny fahazazako, hasambarana ery
Tsy miasa saina, fa be fialam-boly
Raha mitombo ny taona
Tonga ny hatanoràko
Dia mitombo ny saina, lasa lavitra tokoa
Fahitan'ireto masoko akanga maro be
Fahatsapan' sqlbzk hatanoràna fakampanahy
Ny hatanorako, asa saina ho ahy
Raha mitombo ny saina, fakam-panahy
Ny hatanorako, asa saina ho hbammxw ahy
Raha mitombo ny taona, fakam-panahy
Zany ny fiainana
zany wcit no iainana
Mitombo ny taona e
Miamatotra foana
Mitazana sisa
Toa ny maro efa vita
Tsy maintsy lalovan'izany
Na iza na iza
Kilalao tao an-doha
Falifaly miramiran'ery zany fo e
Fahitan'ireto zaza kilalao maro be
Tsy mahatsiaro hanohanana fa ravo tokoa e
Ny fahazazako, hasambarana ery
Tsy miasa saina, tononkira.serasera.org fa be fialam-boly
Ny fahazazako, hasambarana ery
Tsy miasa saina, fa be fialam-boly
Raha mitombo ny taona
Tonga ny hatanoràko
Dia mitombo ny saina, lasa lavitra tokoa
Fahitan'ireto masoko akanga maro be
Fahatsapan' sqlbzk hatanoràna fakampanahy
Ny hatanorako, asa saina ho ahy
Raha mitombo ny saina, fakam-panahy
Ny hatanorako, asa saina ho hbammxw ahy
Raha mitombo ny taona, fakam-panahy
Zany ny fiainana
zany wcit no iainana
Mitombo ny taona e
Miamatotra foana
Mitazana sisa
Toa ny maro efa vita
Tsy maintsy lalovan'izany
Na iza na iza
--------
Rohy:
