You are here: home > Tononkira > Melky

BOUGEZ-BOUGEZ (Melky)

Bougez-bougez, mandihiza tsara
Allez, allez, hetseketseho
Bougez, allez, ndao hilalao
Allez,bougez karakarao

Bougez,bougez hisôma tsika
Allez, bougez tsy hangatsiaka
Bougez, bougez  hafanao tsara
Allez btononkira.serasera.orgougez tsy misy miala

Allez allez bougeo,Bougez,bougez danseo
Allez allez bougeo,Bougez bougez tsy an-kiala eo

Ndao hilalao ô
Sao tara ianao
Miaraka isika
Mitabataba

Fihino tsara a a
Araho sao miala
Fatory mafy
Sao miova lasy

Mpihira : Melky
Mpamaky : 3944
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i :
Tamin'ny : 13/05/2008 10:17:43
ID : 5278

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo