VAVAKA ( -- Mbola tsy fantatra --)

https://tononkira.serasera.org/hira/mbola-tsy-fantatra/vavaka

Ray Masina ô! miantso Anao izahay
Atrehinao izao fotoana ataonay izao

Jeso Kristy miantso Anao izahay
Midina Hianao amin'izao fotoana izao

Fanahy ô! mianTsiky dia ampytso Anao izahay
Hamasino 'zao fotoana ataonay izao

Ny fanatrehanao mitondra aina mamelona Fanahy
Ny fanatrehanao miteraka fanantenana ho anay

Auteur compositeur : Jimmy Andrianjaka

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 4390
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : GROUPEMF
Tamin'ny : 12/03/2010 20:01:57
ID : 5663

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo