Tsy misy ny toa nao ( -- Mbola tsy fantatra --)

https://tononkira.serasera.org/hira/mbola-tsy-fantatra/tsy-misy-ny-toa-nao

TSY MISY NY TOA ANAO

Hanaraka anao rô zanahary no tiako ô
Ho salama vatana tsy harary ny tenako
Ny voady nataoko taminao rô zanahary
Ho Hendry tsy haditra anilanao hatrany hatrany e!
Na hofaly aho na tomany
Zaho tsy hiala aminao izany
Fa Andriamanitra hitokiako e!
Sady tiako no hifaliako e!
O tsy misy ny toa anao rô zanahary e!
Ianao lay tokona eto an-tantononkira.serasera.orgy mbola hafa ihany mbola hafa ihany
Oiah!ooie!oiah!oieh!
Hisaorako anao rô zanahary ny fiainako ô
Tena hitako ô!fa tsy misy ny toa anao
Andriamanitra mahavonjy nanao izao rehetra izao
Tena tsapako ô!lay fahasoavana avy aminao
Feno fifaliana feno fiadanana miaraka aminao eh!




                                                                                    A/C:MAMY ANDRIA(2007)

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : -- Mbola tsy fantatra --
Mpamaky : 1834
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : MsCorporation
Tamin'ny : 16/12/2015 12:31:03
ID : 8003

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo