Hanina ny taniko (Mbola Talenta)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manina anao aho ry tany malala tsy foiko
Lay tany fihaviako any ambadiky ny tsy tazako
Ka ny embona injao tononkira.serasera.org mitambesatra anatin'ny foko
Tomany fa mahatsiaro anao lay tanindrazako
Ref :
Manina e! vgpbo Mahatsiaro aho e!
Ny anaranao no eo am-bavako
Manina e! Ka manembona e!
Asandratro pvjrqj ho anao isan'andro ny tonombavako
Raha ny alaheloko anao zao no ho fongariko
Tsy ampy anoratako izany kxxsyq ny tononkirako
Fa ny aingam-panahy ao anatiko no ampiakariko
Hanotra hira ho anao lay Gasikarako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mbola TalentaVangy : 963
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : FanahyGasy
Daty : 12/12/2022 07:49