Iza (Max Exception)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no hisolo toerana ahy eo anatrehanao
Hilaza fa hoe tiako ianao mihoatra ny tsy tononkira.serasera.org hay
Satria ny fijerinao dia fiadiana iray
Ampy hampangina ahy, tsy hahaloa-teny
Ka iza ? oh oh iza
No mba tsara fanahy jeqilu hisolo tena ahy hiteny izany ?
Iza fpebjhmp ? ouh ouh iza ?
No hanampy ity mahantra manan-karena fitiavana
Rehefa mba mifanojo ny fijerintsika roa
Tsaroako tsisy hery aho ka tsy afa mihetsika
Kanefa amin'io vqyaab fotoana io indrindra koa
No tiako hamihina sy hanoroka anao aho

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Max ExceptionVangy : 14322
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 24/03/2015 00:35