Iza no ahy any an-danitra (Mart'hira)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Iza no tononkira.serasera.org ahy any an-danitra ary tsy misy eto an-tany iriko toa anao
Na levona aza ny nofo sy ny fo dia mbola kbjcyib zfklhrnm vatolampiko Ianao
Dia mbola vatolampin'ny kupiu foko sy anjarako mandrakizay Ianao
Fa indro very izay lavitra Anao, very izay lavitra Anao
Eo akaikinao, akaikinao no mahatsara ahy
Ianao Jehovah o no ataoko aro
Hilaza ny asanao aho
A/C: Zaak

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mart'hiraVangy : 110
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : heryfitiavana
Daty : 01/10/2026 16:55