FAFAO NY AMIKO (Marion)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rehefa iny aho indray mahatsiaro tsy mety matory de
Ny alokao no mandindona mahatonga ahy tsy mitony
Nefa Lasa ve no fohazina indray
Izaho no efa adala mandrevo any
Ekeko eny mbola namaivay
Eny hiova ihany indray andro any

ref:
Fafao ny amiko manontolo
Tsy hatsiaro anao intsony
Ny foko ato mbola mitaraina
Manahy tsy hiposaka intsony ny maraina
Vonoy ny lasantsika roa
sao mba afaka hampitony
Tsy ho tantiko ianao any mijaly ko mitomany
izany no izy
an!an!an!
Ekeko eny fa nandao aho, ahy foana ny hadiosana e!
Raha niteny anao irery hoe ty lainga noforoniko iny
Ankehitriny tsapako fa mitsako ny nenina mitamberina indray
ianao mitalao de hoaiza enao anie lavitra ny taniko aty

ref:
Fafao ny amiko manontolo
Tsy hatsiaro anao intsony
Ny foko ato mbola mitaraina
Manahy tsy hiposaka intsony ny maraina
Vonoy ny lasantsika roa
sao mba afaka hampitony
Tsy ho tantiko ianao any mijaly ko mitomany
izany no izy

Ny lasa ve fohazin'indray zaho no efa adala mandrevo ana any
ekeko mbola namaivay eny mbola hiova ihany
indray andro any

ref:.....................
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Marion
Vangy : 2830
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : rixman
Daty : 29/10/2018 12:38
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4556