FAFAO NY AMIKO (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rehefa iny aho indray mahatsiaro tsy mety matory de
Ny alokao no mandindona mahatonga ahy tsy mitony
Nefa Lasa ve no fohazina indray
Izaho no efa adala mandrevo any
Ekeko eny mbola namaivay
Eny hiova ihany indray andro any
ref:
Fafao ny amiko manontolo
Tsy hatsiaro tononkira.serasera.org anao intsony
Ny foko ato mbola mitaraina
Manahy tsy hiposaka intsony ny uexqz maraina
Vonoy ny lasantsika roa
sao mba afaka hampitony
Tsy ho tantiko ianao any mijaly ko mitomany
izany no egnj izy
an!an!an!
Ekeko eny fa nandao aho, ahy foana ny hadiosana e!
Raha niteny anao irery hoe ty lainga noforoniko iny
Ankehitriny tsapako fa mitsako ny nenina mitamberina indray
ianao mitalao de hoaiza enao anie lavitra ny taniko aty
ref:
Fafao ny amiko manontolo
Tsy hatsiaro anao intsony
Ny foko ato mbola mitaraina
Manahy tsy hiposaka intsony ny maraina
Vonoy ny lasantsika roa
sao mba afaka hampitony
Tsy ho tantiko ianao any mijaly ko mitomany
izany no izy
Ny etishzkl lasa ve fohazin'indray zaho no efa adala mandrevo ana any
ekeko mbola namaivay eny mbola hiova ihany
indray andro any
ref:.....................

--------
Lien: