Aloka (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Heriko sisa ny hanadino anao,fa efa tsy misy intsony azo atao
anatiko mangina, mitsodrano anao ekeko eny fa fotoana izao
Zory ny dia raha ho lasa any ianao, ny foko tsy mitazona intsony
Tsy hano me tsiny eny na nolavinao, tsy azoko terena ny fo
Ref: fa fitiavana izany
(aloka sisa)izorana mmrfkn mandrakizay
fa wgskfdwt fitiavana izany
tvojd Dify izy eny lavitra ahy
fa fitiavana izany
2.tampoka teo tsy nahaloa-peo fa lasa ilay mba nantenaina
Misento mitanisa ireo andro paradisa ho niarahantsika hatrizay
Ho tsiaro fa ianao, tsy maty am-ponay ry tiana sy malalanay
Any andro sisa hovisavisaina, mbola hihaonantsika indray
Ref: fa fitiavana izany
3.veloma tononkira.serasera.org ihany no hany apetrakay
veloma ihany tsy ho mandrakizay

--------
Lien: