Aloka (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1.Heriko sisa ny hanadino anao,fa efa tsy misy intsony azo atao
anatiko mangina, mitsodrano anao ekeko eny fa fotoana izao
Zory ny dia raha ho lasa any ianao, ny foko tsy hcor mitazona intsony
Tsy hano me tsiny eny na nolavinao, tsy azoko terena ny fo
Ref: fa fitiavana izany
aanv (aloka sisa)izorana mandrakizay
fa fitiavana izany
Dify izy eny lavitra ahy
fa fitiavana izany
2.tampoka teo tsy nahaloa-peo fa lasa ilay mba nantenaina
Misento mitanisa ireo andro paradisa ho niarahantsika hatrizay
Ho tononkira.serasera.org tsiaro fa ianao, tsy maty am-ponay ry tiana sy malalanay
Any andro sisa hovisavisaina, mbola hihaonantsika indray
Ref: fa fitiavana izany
3.veloma ihany yjdvjxfx no hany apetrakay
veloma ihany tsy ho mandrakizay

--------
Link: