Ratra (feat Kilowatt) (Marion)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kim:
An ratra
Raha mba hainao marary ny foko amin'izao
Ka mitalaho aminao
Marary
Dia lasa ianao ka ho mba takona
Aza averina intsony fa aoka hiantona
Fa ny foko mila anao tia anao
Fa ho anao mitalao aminao
Ny eto an-tany tsisy lavorary
Ny salama mbola harary
Fa ny foko izao maratra nohon'ny diavina
Nohon'ny lasa mbola mitomany aminao
Zay rehetra efa vita tiako averina eto indray
Tiako ho fantatrao fa marary ny aiko indray
Dia ho sambatra aho tiako ohatranao
Tiako ho tsapanao fa marary ny aiko ô
Masaka ato an-tsaiko ianao izao
Ary mbola ao an-tsaiko ianao zao
Heverinao fa malemy ilay fitia
Marary cheri fa tsy afaka ny hirevy baby
Enga anie ka ho tafa isika roa hyfw androany
Hiaina hiatrika ny ho avy indray tsy ho lany
Tsy alahelonao ny aty
Tsy kobonao
Tsy zakanao ravana fitiavako cheri an
Tiako ho tsapanao
Tiako ho fantatrao
Tiako hainao
Tiako ho raisinao
Ilay fitiavako ô
Ny hafatro iray
Mba raiso ny foko
Fa mijaly fa mitempo mafy ho anao
Réf :
Marion :
Malahelo aho
Mila anao
Lavitra mararirary ny pifivr anatiko ao
Raiso re raha sitrakao
Fa mitalao
Tiako ho tsapanao
Tiako ho fantatrao
Tiako hainao
Tiako ho raisinao
Ilay fitiavako ô
Ny hafatro iray
Mba raiso ny foko
Fa mijaly fa mitempo mafy ho anao
Marion :
Izay nandratra anao taloha dia mbola hifonako indray
Aza tononkira.serasera.org avela irery hangaina
Fa efa tokana iray
Izao mila anao ny foko
Eny tena mila anao moa
Eny sarotra amiko ny anadino
Mila ho vaky ny loha
Eny anao foana ankehitriny
Izao no masaka ato an-tsaiko ato
Ka miangavy aho mba ekeo izao ity taraina tsy mihato
Teo anilanao foana no mba nahitako hafanana
Teo akaikinao ihany no ahitako hazavana
Kim:
Baby yeah, dimy taona izay no lasa
Tsisy fihovana tsisy firaharahiana
Tsisy fahatsapana
Hainao fa fitiavako anao
Matoa za tody amin'izao
Hainao fa tena tia za dia navelanao
Nofafanao tao am-ponao
Ekeko nefa izany ilay fita
Anatiko ao mijaly
Marary tsisy tambitamby
Tomany nalahelo ilay nodianao fanina e
Za nanaiky
Fa ianao mihevitra fa zany
Sady samy mamy
Na bôgôsy ny ahy ianao
No ilaiko eto an-tany
Hatrany akoatra any aho mila anao
Hatrany am-parany any aho mila anao
Marion & Kim:
Malahelo aho
Mila anao
Lavitra mararirary ny anatiko ao
Raiso re raha sitrakao
Fa mitalao
____ _____ _____ ______ ______ ______ ______
Nampiditra : Manda uhfhmcb Ny Aina Gabriel ✍🏾
Marion feat Kilowatt (Kim) & [Sunny]
An ratra
Raha mba hainao marary ny foko amin'izao
Ka mitalaho aminao
Marary
Dia lasa ianao ka ho mba takona
Aza averina intsony fa aoka hiantona
Fa ny foko mila anao tia anao
Fa ho anao mitalao aminao
Ny eto an-tany tsisy lavorary
Ny salama mbola harary
Fa ny foko izao maratra nohon'ny diavina
Nohon'ny lasa mbola mitomany aminao
Zay rehetra efa vita tiako averina eto indray
Tiako ho fantatrao fa marary ny aiko indray
Dia ho sambatra aho tiako ohatranao
Tiako ho tsapanao fa marary ny aiko ô
Masaka ato an-tsaiko ianao izao
Ary mbola ao an-tsaiko ianao zao
Heverinao fa malemy ilay fitia
Marary cheri fa tsy afaka ny hirevy baby
Enga anie ka ho tafa isika roa hyfw androany
Hiaina hiatrika ny ho avy indray tsy ho lany
Tsy alahelonao ny aty
Tsy kobonao
Tsy zakanao ravana fitiavako cheri an
Tiako ho tsapanao
Tiako ho fantatrao
Tiako hainao
Tiako ho raisinao
Ilay fitiavako ô
Ny hafatro iray
Mba raiso ny foko
Fa mijaly fa mitempo mafy ho anao
Réf :
Marion :
Malahelo aho
Mila anao
Lavitra mararirary ny pifivr anatiko ao
Raiso re raha sitrakao
Fa mitalao
Tiako ho tsapanao
Tiako ho fantatrao
Tiako hainao
Tiako ho raisinao
Ilay fitiavako ô
Ny hafatro iray
Mba raiso ny foko
Fa mijaly fa mitempo mafy ho anao
Marion :
Izay nandratra anao taloha dia mbola hifonako indray
Aza tononkira.serasera.org avela irery hangaina
Fa efa tokana iray
Izao mila anao ny foko
Eny tena mila anao moa
Eny sarotra amiko ny anadino
Mila ho vaky ny loha
Eny anao foana ankehitriny
Izao no masaka ato an-tsaiko ato
Ka miangavy aho mba ekeo izao ity taraina tsy mihato
Teo anilanao foana no mba nahitako hafanana
Teo akaikinao ihany no ahitako hazavana
Kim:
Baby yeah, dimy taona izay no lasa
Tsisy fihovana tsisy firaharahiana
Tsisy fahatsapana
Hainao fa fitiavako anao
Matoa za tody amin'izao
Hainao fa tena tia za dia navelanao
Nofafanao tao am-ponao
Ekeko nefa izany ilay fita
Anatiko ao mijaly
Marary tsisy tambitamby
Tomany nalahelo ilay nodianao fanina e
Za nanaiky
Fa ianao mihevitra fa zany
Sady samy mamy
Na bôgôsy ny ahy ianao
No ilaiko eto an-tany
Hatrany akoatra any aho mila anao
Hatrany am-parany any aho mila anao
Marion & Kim:
Malahelo aho
Mila anao
Lavitra mararirary ny anatiko ao
Raiso re raha sitrakao
Fa mitalao
____ _____ _____ ______ ______ ______ ______
Nampiditra : Manda uhfhmcb Ny Aina Gabriel ✍🏾
Marion feat Kilowatt (Kim) & [Sunny]
--------
Rohy:
