ZOKY MAMY (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
ZOKY MAMY

Zokimamy, Zokimamy mi-girovy e !
Zokimamy, Zokimamy misambemba e !
Zokimamy, Zokimamy mibolozy e !
Zokimamy, Zokimamy manao Jazz a !

REF : Zokimamy, Zokimamy manano salegy e
Zokimamy, Zokimamy manano reggae
Zokimamy, Zokimamy manao gospel tsy mankahala Rap
Mozikan’dRazoky Ramamy mozika tsy mihafy

Na hihodin-kavia na hihodin-kavanana
Na hidim-pidinanana na hiaka-piakarana
Izay tsy manendrika tsy azo irandranana (2)
Fa samy manana izay manavanana

Tsisy olo-mitovy e ! Na zovy na zovy e ! (2)
Tsisy lasitra iray na dia anankiray !

Zokimamy, Zokimamy mitendry gitara
Zokimamy, Zokimamy mitsoka farara
Zokimamy, Zokimamy mitsoka mozika
Zokimamy, Zokimamy dia bandy sariaka , Fa ….

REF : Zokimamy, Zokimamy manano salegy e
…………………………………………………………….

Zo.ki.ma.my refa misambemba (4)
Zokimamy, Zokimamy, Zokimamy misambemba e ! (4)
Zo.ki.ma.my refa misambemba (4)
Zokimamy, Zokimamy, Zokimamy misambemba e !

Mamy ROBINSON (2022)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mamy Robinson
Vangy : 132
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mattox
Daty : 19/05/2023 07:54
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1932