FENOY TSIKITSIKY (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FENOY TSIKITSIKY


Eny ho’aho, mba miangavy aho : Mba fenoy hafaliana ny endrikao
Vindavinda, longilongy avelao : Aoka ho miramirana @ zay hatao

Eny ho’aho, mba miangavy aho : mandalo ihany anie izany androntsika
Tsy mahafaty antoka ny misariaka
Ny fiainanao dia fenoy tsikitsiky

                        Mety ho sarotra ve ny miaina, mety ho mahabe taraina
                        Atrakao ny lohanao ka fenoy tsikitsiky

    tononkira.serasera.org                    Mety ho be mpaneritery, mety ho soofiev be mpanorisory
                       Atrakao ny lohanao ka fenoy tsikitsiky

                         ccfgvk             Tena hvxh raha mba azo atao, aparitaho ny tsikitsikinao

Eny ho’aho, mba miangavy aho : na tsy tonga lafatra ny fiainantsika
Tsy mahafaty antoka ny misariaka ka ny fiainanao fenoy tsikitsiky

Auteur : Mamy ROBINSON (2020)
Compositeur : Iving Berlin

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mamy Robinson
Vangy : 1168
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mattox
Daty : 31/10/2019 18:31
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1031