FALY AHO MIARAKA AMINAO (Mamy Robinson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FALY AHO MIARAKA AMINAO

He ! He ! He ! ………………….. He ! He ! He !
He ! He ! He ! ………………….. He ! He ! He !

Efa elabe tsy nihaona, ela tsy nifankahita
Indro indray fa tafahaona, reo mpiara-mankafy mozika
Ela tsy nisary adala, nisangisangy nifanala
Elabe tsy tafahaona, Ela tsy niara-nitendry ela tsy nampiara-peo

Tonga izahay hilalao e ! Hifaly hiaraka aminao e
Adinoy ny sorisory sy reo zava-nampahory ndeha isika hifaly havanja

Hirahira sy lalao e ! Itambarako aminao e
Feon’amponga sy gitara, feo-mozika sy farara faly aho miaraka aminao
Faly aho miaraka aminao He ! He ! He !
Hiaraka hihira sy handihy He ! He ! He ! (2)
Hikorana sy hilalao He ! He ! He !
Hifaly havanja hifangia He ! He ! He !

Efa elabe tsy nihaona, ela tsy nifankahita
Indro indray fa tafahaona, reo mpiara-mankafy mozika
Ela tsy nisary adala, nisangisangy nifanala
Elabe tsy tafahaona, Ela tsy niara-nitendry ela tsy nampiara-peo

Tonga izahay hilalao ………………………………………………………



_Mamy ROBINSON_(05/03/2023)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mamy Robinson
Vangy : 189
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : mattox
Daty : 19/05/2023 08:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0722