Mody (Mami Bastah)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vdkc Mody ataoko hoe tsara dia io fa mandrovitsihy
Mody hanaovako tara dia milaza tsy tia
Modiy isariako adala dia milaza fa Hendry
Mody antsoiko malala dia tononkira.serasera.org milaza fa bedy
Rehefa tsy hivakiako loha vao lasalasa vinany
K’odiako mandeha tokoa izay vao manambitamby
Rehefa mba tsy jereko izay vao mangata-maso
Rehefa odiako matory vao sahy manafosafo
Fa ny ao am-po ao dia tsy misy mahalala
Fa ny fihetsika atao no tsy hisalasalana
Fa ny vava miteny no milaza tsy tia
Fa ny fitempon’ny fo mankafy mafy ery
Ny ao am-po tsy miloaka dia ankamantatra ihany
Fa ny fihetsika avoaka no mitory avy hatrany
Fa ny vava miteny no milaza tsy mila
Fa ny fitempon’ny fo dia manao taralalila
Odiako mba misariaka dia mba tsy te tosxh ahalala
Odiako sangisangiana dia mikisaka miala
Odiako mitsikitsy dia io fa milanja loha
Odiako mitampifimpify dia falifaly tokoa
Rehefa tena ialako vao mandraiky tbhv marary
Rehefa mody tsapaiko vao mahatsiaro mijaly
Rehefa mody atsafaiko vao lasa mifokofoko
Rehefa mody andaingako vao lasa mitotototo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Mami BastahVangy : 1671
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : tynede
Daty : 18/06/2021 14:53