Rivotra (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny rivotra mandalo ve no mitondra tadio
Ny rivotra mifafy ve no qsrb mitondra io orana io
Ny tany ve no ratsy
Sa gcogecw ny olona no efa lany vatsy
Ny tany ve no boboka
Sa ny olona no efa vizana sy drodroka
Dia hoy aho hoe manontany tena mba ho aiza ihany no hiafarana
Gaga(2) sy mihenahena ny olona ao an-tanàna
Voazara ho antokotokon’olona
Voazara tononkira.serasera.org ho vondrombondron’olona
Nozarainy ho fokofokon’olona
Amin’izay angamba tsy ho vanon-kolona
Iza nfspai moa no tsy mahalala fa izay mitambatra dia vato
Mampisala(2) anefa ireo mpanao afer izay nihamaro tato ho ato
Mitombo ny isan’izy ireo
Mitombo ny volan’izy ireo
Miroborobo ny aferan’izy ireo
Tsy laitra ny setrasetran’izy ireo
Ny rivotra manadalo ve no mitondra tadio

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MahaleoVangy : 25740
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 29/10/2001 16:10