Rivotra (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny rivotra mandalo ve no mitondra tadio
Ny rivotra mifafy ve no mitondra io orana io

Ny tany ve no ratsy
Sa ny tononkira.serasera.org olona no efa mpsm lany vatsy
Ny tany ve no boboka
Sa ny olona no efa vizana sy drodroka

Dia hoy aho hoe manontany tena mba ho aiza ihany no hiafarana
Gaga(2) sy mihenahena ny olona ao an-tanàna

Voazara ho antokotokon’olona
Voazara ho vondrombondron’olona
Nozarainy bcntl ho fokofokon’olona
Amin’izay angamba tsy ho vanon-kolona

Iza moa no tsy mahalala fa izay mitambatra dia vato
Mampisala(2) anefa ireo mpanao afer izay nihamaro tato ho ato

Mitombo ny isan’izy ireo
Mitombo ny volan’izy ireo
Miroborobo ny awmgnljz aferan’izy ireo
Tsy laitra ny setrasetran’izy ireo

Ny rivotra manadalo ve no mitondra tadio

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Mahaleo
Hits : 24410
Likes : 1 Like
Created by : admin
Date : 29/10/2001 16:10
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.151