Mipololotra (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mipololotra toa tsy tanako
Toy ny setroka sigara
ny alaheloko ilay namako
Mikopakopaka mosoara
Mitrahotraho ny oran-ko avy
manembonembona aho tononkira.serasera.org hajentm izany
ny saiko no manavinavy
voton-tsento sy tomany

Lasa ianao , lasa ianao
tsy nanao veloma akory
ny aloka navelanao
mila tsy ahitako tory

lasa ianao fa tsy tamana
nahita lasy vaovao
mandehana ,mandehana
f’izaho tsy hanakana anao
mahazaho izay ilaina
mahazaho izay tandrify
aza sendra taintaina
aza sendra areti-nify

Veloma ianao veloma kupozk ianao
f’izaho tsy hanadino akory!
vonona aho mbcxigso ho namanao
raha misy zava-mampahory

Mipololotra....

RAOUL

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 8882
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Voara
Daty : 10/01/2005 03:46
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0394